|
|
|
|

Teny iditra1  ilay fito
Singan-teny  2  ilay, fito
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy)
5  [1.1][ilaifito] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season.
Voambolana  7  Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07