|
|
|
|

Teny iditra1  ilay mahia miankin-drindrina
Singan-teny  2  ilay, mahia, miankina, rindrina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07