Teny iditra ilay mahia miankin-drindrina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) [1.1]
Singan-teny ilay ; mahia ; miankina ; rindrina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19