|
|
|
|

Teny iditra 1  imbalo
Fototeny  2 valo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  6 Impito miampy indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 eight times [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 huit fois [1.3]
Ohatra  9  imbalo niditra vao tapitra ny olona. [2.649#1133]
10  Ny "foko" no fototry ny resaka eto, miverimberina imbalo io teny io ato anatin'ny lahatsoratra. [2.606#130]

Fivaditsoratra  11 ambilo, 12 Ilambo, imbalo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19