Teny iditra | 1 impito (fito) |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza fiverenan-javatra inenina miampy indray mandeha: Avadiho impito ny lelanao alohan' ny hiteny, hoy ny Soratra Marina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 seven times. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 sept fois [1.3] |
Ohatra |
8 ka na maty impito na torana impolo aza tsy maninona raha matin-kanin-tiana [2.131] 9 Hatramin'ny impito va? [2.996] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny tambinteny rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |