| Teny iditra | 1 indimy |
| Fototeny | 2 dimy |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Enti-milaza fiverenan-javatra inefatra miampy indray mandeha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 five times
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 cinq fois
[1.3] |
| Ohatra |
9 Indimy no nandefa tafika nampanaiky azy Ranavalona I, kanefa samy niala maina daholo.
[2.508#232]
10 fa efa indimy mbany izao, no nifirinaina amy ny aretina mafy izay nahazo any Botovao. [2.59#225] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|