Teny iditra | indray mipy maso | |
Singan-teny | indray ; mipy maso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety [1.1] | |
Ohatra | Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako!
[2.5] | |
Fivaditsoratra | indray mipi-maso, indray mipy maso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |