Teny iditra | 1 Inenibe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] jereo nenibe |
Ohatra |
4 Impiry isika no niresahan' inenibe. [2.528#] 5 Tompoko, hoy izy, nanao ahoana izay inenibe? [2.895#] 6 Tsy nahatsiaro tena aho, raha tsy efa ela, indroa andro, hono, hoy inenibe. [2.643#] |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |