|
|
|
|

Teny iditra 1  nenibe
Singan-teny  2 neny, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Ny renin' ny ray na ny renin' ny reny niteraka ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 grandmother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 grand-mère [1.8]
Ohatra  9  Marina fa mbola velona i nenibe. [2.270#79]
10  Misaotra ry nenibe|nenibeko, eny nenibe|nenibekoko satria nitaiza ny zanako. [2.895#147]
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  12 inenibe, inenibe

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22