|
|
|
|

Teny iditra1  iraisam-pirenena
Singan-teny  2  iraisana, firenena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] international
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8, 1.5] international
Ohatra  6  Ary ny fiantsoana azy ireo moa dia hoe « mpaniraka » ny Birao iraisampirenena momba ny Asa. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07