|
|
|
|

Teny iditra 1  irana
Fototeny  2 ira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Foly eran' ny volotara na tolotra, izany hoe ireo tapaka bararata anodidinana ny landy voafoly ka izay mahafeno ny iray amin' ireny tapaka bararata ireny no atao hoe iràna [1.1]

Fivaditsoratra  8 añary, 9 anira, 10 arina, iràna, 11 Naray, 12 raina, 13 riana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19