Teny iditra | isafatsiroa | |
Singan-teny | isa ; fa ; tsy ; roa | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: fatratra | |
Ohatra | miady irery manohitra ny Alemana ny Anglisy, herim-po isafatsiroa izany raha heverina ny tsi-fifandanjan' ny hery mifanandrina
[2.472] | |
Tsipelina hafa | isa fa tsy roa ~ safatsiroa | |
Fivaditsoratra | isafatsiroa, isa fa tsy roa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22 |