Teny iditra | 1 isam-batan' olona |
Singan-teny | 2 isa, vatana, olona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny tenan' ny olona tsirairay avy, isan' olona, ny olona tsirairay tsy misy avahana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 chacun en particulier, individuellement [1.3#816] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14 |