| Teny iditra | 1 isamborana |
| Fototeny | 2 sambotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#569] |
| Ohatra |
8 Tsy misy azo isamborana azy ireo raha tsy miray hina isika.
[2.895#]
9 Koa aza dia isamborana izay vava diso lahy, ary aza dia itsimponana izay teny latsaka, fa ray aman-dreny hianao. [2.587#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|