Teny iditra isan' andro
Singan-teny isa ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Isaky ny misy andro mipoaka [1.1]
Ohatra 
1Mandroso isanandro ny olona marary sy ny maty. [2.59]
2Fombam-pivavahan' ny silamo ny miankohoka inefatra isanandro. [2.445]
Tovy hevitra isan' andro mihiratra ~ isan' andro vaky
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22