|
|
|
|

Teny iditra1  Itompokovavy
Singan-teny  2  i~, tompoko, vavy
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  4  Teny fanajana
Fanazavàna teny malagasy  5  teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Ohatra  6  Ankizy dimy no zanany tamin'itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra. [1.281]
7  Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro. [2.499]
Tovy hevitra  8  ratompokovavy, ratompokovavy
Tsanganana sy sary iray takila  9  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26