| Teny iditra | 1 itony |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra!
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 this
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 celui-ci, ce
[1.8] |
| Ohatra |
7 itony tany no tsotsofina;
[2.69#287]
8 Mankasitraka, fa soa itony. [2.245#52] 9 Tsy hita itony olona itony. [2.4#88] 10 Inona izao no anaran' itony? [2.471#63] |
| Tovy hevitra | 11 itoy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 13 intoy, itony, 14 toy ny |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|