Teny iditra | 1 itony |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 this [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 celui-ci, ce [1.8] |
Ohatra |
6 itony tany no tsotsofina; [2.69] 7 Mankasitraka, fa soa itony. [2.245] 8 Tsy hita itony olona itony. [2.4] 9 Inona izao no anaran' itony? [2.471] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 itoy |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra 13 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 14 intoy, itony, nioty, toy ny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |