|
|
|
|

Teny iditra 1  itsilovana
Fototeny  2 tsilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#770]
Ohatra  8  Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala. [2.470#34]

Fivaditsoratra  itsilovana, 9 itsivalano

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26