|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  tsilo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 fanazavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 action d'éclairer avec bougie, une lampe, une torche [1.3#770]

Teny iditra (2/5) 17  tsilo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antesaka] volom-borona [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  20 les dards des animaux, les piquants des hérissons [1.3]
Voambolana  21  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/5) 22  tsilo
Sokajin-teny  23  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  33 Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin' ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo rehefa masaka tsara
34 Ireo zava-maranitra manindrona amin' ilay zavamaniry mihitsy: Alao kely, fa misy tsilo tafiditra ato amin' ny hohoko ato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  35 a thorn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  36 épine [1.3#769, 1.8, 1.13]
37 Sens général : épine, aiguillon. Plus spécialement ceux des opuntia souvent utilisés pour épingler des papiers, remplacer les punaises, etc. [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fikambanana  39  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tsilo
Lahatsoratra  40 Randzavola: tsilo ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (4/5) 41  tsilo
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43 vecteur [1.13]
Voambolana  44  Matematika: alijebra
Fikambanana  45  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 19 misy ny teny hoe tsilo

Teny iditra (5/5) 46  tsilo
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny frantsay  48 [Tandroy+Tanosy] Opuntia vulgaris Mill. (Cactaceae). Espèce d'origine américaine introduite vers le 17e Siècle. Elle avait pris une grande extension formant de véritables barrages infranchissables autour de certains villages du Sud. Ces buissons de « Figuier de Barbarie » fournissaient des fruits comestibles appréciés. Leurs éléments ou « raquettes » servaient d'aliment au bétail en saison sèche. Voir aussi raiketa. [1.196]
Voambolana  49  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  51 litso, tsilo, 52 tsoly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20