Teny iditra | 1 itsinjovana (tsinjo) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy | 3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 [1.3#780] |
Ohatra |
5 Eny am-pivzivezena eny no itsinjovana patetitetika ny fikisaky ny famataranandron' ny lagara. [2.470#] 6 Ary ny omby itsinjovana ra dia atao hoe «ialan-doza,» ary ny hena atao hoe «henan-doza,» na «henan-tangena. [2.857#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny itsinjovana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |