|
|
|
|

Teny iditra1  ivarotana (varotra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Ohatra  3  Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
4  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470]
5  Sotro no nivarotana ny sira sy siramamy tamin' izany. [2.472]
6  Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; [2.996]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny ivarotana io
Sary 
12 

Fivaditsoratra  13  Anatirova, ivarotana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20