|
|
|
|

Teny iditra 1  izaho
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpisolo anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina:
6 Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.
7 (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny:
8 Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 see aho. [1.2]
10 I (emphatic) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 je, moi.
12 Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8]
13 je, moi (s'emploie au début de la phrase). [1.5]
14 [Tanala] je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [1.6]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe izaho
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  17 haizo, izaho, 18 ohazy

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17