|
|
|
|

Teny iditra1  izao tontolo izao
Singan-teny  2  tontolo, izao
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.38#428] ny teny hoe "izao tontolo izao" dia mazàna no ilazana ny tany sy izay rehetra eo aminy; nefa indraidray dia enti-milaza koa ny tany sy izay rehetra eo amin' ny habakabaka
5  [1.1] ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy
Fanazavàna teny frantsay  6  [3.1] le monde entier
Ohatra  7  Izany no lazaina eran' izao tontolo izao [1.369]
8  Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! [2.245#123]
9  Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao [2.332#46]
Lahatsoratra  10  Randzavola: izao tontolo izao ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07