Teny iditra izay rehetra aleha maneno sahona avokoa
Singan-teny izay ; rehetra ; aleha ; maneno ; sahona ; avokoa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18