| Teny iditra | 1 rehetra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra
6 Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 all
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 tous, tout
[1.3#522, 1.8] 9 cf. avokoa, daholo, samy [1.8] |
| Ohatra |
10 Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo.
[2.472#223]
11 Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [2.471#16] 12 mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo [2.299#8] |
| Tovy hevitra | 13 avokoa, daholo, ijiaby, samy |
| Mpanahaka | 14 Daholo, 15 faobe, 16 manontolo, 17 na iza na iza, 18 na zovy na zovy, 19 poporohana, 20 safobemantsina, 21 tsy ankanavaka, 22 tsy mifaka, 23 tsy misy avakavaka, 24 tsy vaky volo |
| Fikambanana | 25 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe rehetra |
| Fivaditsoratra | 26 heretra, rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|