|
|
|
|

Teny iditra 1  izorana
Fototeny  2 zotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#875]
Ohatra  8  Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471#36]
9  Fitia fitia foana, hoy aho, tsy mila fitia aho fa ny lalan' Soa izorana. [2.643#11]
10  Tsarovy fa lalana roa no izorana ho amin' ny fandrosoana, dia ny fahalalana ny ankehitriny sy ny lasa. [2.285#16]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26