|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jaba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny iharana :
4  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5  Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy
6  Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jaba ny andro. [1.1]
Tovy hevitra  7  jabajaba

Teny iditra (2/3)8  jaba
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  very [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  jaba
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  tsabaka, fitsabahana [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  14  jabaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31