Teny iditra (1/7) | 1 jabo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny frantsay |
7 Aliment, argent, déjeuner, dîner, nourriture, repas, souper, vivres —> borokonda, faha, hane, hina, rezime, sakafo, sinjike, timoke. [1.68] |
Ohatra |
8 Manao ino iha aloha^i ty jabo hariva ? (Que fais-tu avant le repas du soir ?) [1.68] |
Teny iditra (2/7) | 9 jabo |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 jiafotsy [Bara]
[1.78] 12 Lamba mandray roa fa rofia ny tenany ary vahantsoga ny fahany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 (du malais jabu : sorte de cape qu'on porte par-dessus les vêtements). Nom donné aux tissus faits de manière artisanale, dont la chaîne est en rafia et la trame en coton. On en fait des sortes de survêtements. [Merina]
[1.196] [Betsileo] [Bezanozano] [Tanala] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/7) | 15 jabo |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 firariana [Tanosy]
[1.78] |
Teny iditra (4/7) | 18 jabo |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
21 fitsaboana [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (5/7) | 22 jabo |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Voambolana |
24 Haizavamaniry: anana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 pastèque. [Tankarana]
[1.19] |
Tovy hevitra | 26 voajabo |
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny jabo io |
Teny iditra (6/7) | 29 jabo |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Voambolana |
31 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
32 Arbre indéterminé. Le bois de bonne qualité est classé par le Centre Technique Forestier Tropical. Identique au dilotry . La pulpe du fruit sert à préparer une teinture jaune ; voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille, p. 124 (1946). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Teny iditra (7/7) | 33 Jabo |
Sokajin-teny | 34 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
35 Haitoetany: renirano, farihy |
Fanazavàna teny frantsay |
36 affluent de la Betsiboka qui prend sa source au nord-est de la ville d'Ambohitrolomahitsy. Après sa jonction avec l' Andranobe, la Sahasarotra prend le nom de Jabo [1.11] |
Tsanganana sy sary iray takila |
37 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 38 boja, Jabo, jabo, boja, Jabo, jabo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |