Teny iditra | 1 jadina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vitsy teny, tsy be teniteny firy, mpiasabe. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#289] réservé, morne, taciturne |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 9 jomòka, mijomòka, mijadina, jinina, mijinijiny, jahidy, mijahidy, mongena |
Fivaditsoratra | 10 anjady, jadina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |