|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  jomoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany [1.1]
7 [jamòka] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 quiet and retiring [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 calme, doux [1.3, 1.8]
10 retenu, silencieux [1.3]
11 [jamòka] doux, paisible, silencieux [1.3]
Tovy hevitra  12 jamoka

Teny iditra (2/2) 13  jomoka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 [Tankarana] poussière. [1.19]
Tovy hevitra  16 jomontany

Fivaditsoratra  jomòka, jomoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13