Teny iditra jamaikanina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina
Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Jamaican [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: jamaïquain.
Mpanahaka  Jamaika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31