| Teny iditra | 1 jangajanga |
| Fototeny | 2 janga |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
10 Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues
[1.3] |
| Tovy hevitra | 12 janga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|