| Teny iditra (1/3) | 1 janga |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
7 Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a prostitute
9 immoral [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 lascif
[1.3#291] 11 prostituée 12 immoral [1.8] |
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/3) | 14 janga |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 [Bara] sitrana
[1.78] 20 [Tandroy] vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [1.78] 21 [Sakalava] Sitrana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 [Tankarana] guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri)
[1.19] |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe janga |
| Teny iditra (3/3) | 24 janga |
| Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara
[1.1#459] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 relevé
[1.3#291] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe janga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|