|
|
|
|

Teny iditra 1  mijangajanga
Fototeny  2 jangajanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manaram-po amin' ny fitondran-tena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo; mandeha amin' ny olona tsy vadin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to commit adultery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Se rendre coupable de luxure [1.3#291]
10 être adultère [1.8]
Ohatra  11  Ary maloto fitondran-tena izy mijangajanga, sy manao tokatrano maso amin'izay tieny halaina nela ny vadiny renianany, dia mandefitra foana any amin'ny tranon-drainy aman-dreniny. [2.59#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20