Teny iditra japoney
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney
Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Japanese [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Japonais, japonaise [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: japonais.
Mpanahaka  Japana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31