| Teny iditra | 1 jenjina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 taken aback, unsure of oneself
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 ébahi, hébété
[1.8] |
| Ohatra |
20 jenjina izy, saikatra, menatra, natahotra aza!
[2.499#91]
21 Ranomaso no mandriaka, sady jenjina ny loha, fa ny ali-mangatsiaka ali-mampamohafoha! [1.247] 22 Narenina ny sofoko, jenjina aho, avy eo niankapokapoka tamin' ny tany sy ny dabilio latabatra teo akaiky. [2.472#58] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|