|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Tovy hevitra  6  jomoka

Teny iditra (2/3)7  jaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  ancien nom des boeufs [1.3]
11  zébu [1.54]
Ohatra  12  Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
13  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Voambolana  14  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  15  omby
Sary 
16  17 

Teny iditra (3/3)18  jamoka
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3]
21  corbeille ?. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  22  jamako, jamoka, jamòka, jomaka, jamako, jamoka, jamòka, jomaka

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24