Teny iditra | kaboke | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Omby maty anaka, nefa mbola tsy ritra ny rononony [1.1] | |
Teny iditra | kaboke | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Toton-katsaka maitso andrahoina amin' ny ronono [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Teny iditra | kaboke | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Karazan-kazo ahazoana dity [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (autre prononciation de kaboka). Voacanga thouarsii Roem.& Schult.(Apocynaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Voacanga thouarsii | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | kaboke, kobake |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |