|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kakakaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 loud laughter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 éclats de rire [1.8]
Ohatra  14  Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano. [2.285#206]
15  kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472#77]
16  Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. [2.895#55]
Voambolana  17  Feo

Teny iditra (2/2) 18  kakakaka
Fototeny  19 kaka
Sokajin-teny  20  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 [duplicatif fréquentatif] [1.3#303]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19