Teny iditra |
kaky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Père. [1.19]
|
Ohatra |
1 | Inona izato entinao, ry Kaky?
[2.298]
|
2 | Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko!
[2.4]
|
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kaky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Voankazo [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Kaki [1.13]
|
| [Merina]
(du nom japonais kaki, repris par les Français).
Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Diospyros kaki |
Voambolana |
|
Teny iditra |
kaky
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
[1.78]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
kaky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Vifotsy: Tafo kaky [1.78]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|