Teny iditra | kalokalo (kalo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Duplicatif fréquentatif [1.3] | |
Ohatra | kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka — dia ny kalokalo fanaon' izy sy Ikemba eo andrefan-trano any Mahafasa, raha ilay diavolana mangoratsaka iny ny alina.
[2.499] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny iditra | kalokalo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazan-drofia fihinam-boa [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo palma | |
Lohateny | ||
Fivaditsoratra | kalokalo, kolakola, lakolako, lokaloka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |