Teny iditra kanadianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy
Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Canadian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Canadien, canadienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: canadien.
Mpanahaka  Kana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31