Teny iditra | 1 kanakana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: vorona |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ganagana [Tanala, Tanosy]
[1.78] 5 Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a tame duck [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 cane, canard domestique [1.8] |
Tovy hevitra | 8 gana, ganagana, vorombazaha |
Fivaditsoratra | 9 kanakana, nakanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |