Teny iditra | 1 kanosa |
Fototeny | 2 osa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a coward |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] poltron |
Ohatra |
7 Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory. [1.38] 8 - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 10 kabaosy, kaosy, konetaka, koreha, mangorera, maivana ady, taitran' aloka, saro-tahotra, kambavy, mataho-kotroka, mivoan-tailahy, resy, mahery an-joro, akoholahy fantàka |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny kanosa io |
Fivaditsoratra | 12 ankaso, kanosa, nakaso, nasako, nasaok, nasoak, nasoka, sakano, saokan, sokana, sonaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |