| Teny iditra | 1 kanto |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto)
[1.10#K.75] 8 Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 well done, attractive
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 magnifique
[1.3, 1.5.fr#165] 11 habile, étonnant, extraordinaire, surprenant [1.3] 12 bien travaillé, admirable [1.8] 13 beau [1.5, 1.13.fr#109] 14 agréable, splendide [1.13.fr#109] |
| Ohatra |
15 Hono ry Iketaka ambony vavahady inona no kanto maizina indrindra? [2.131] 16 Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto! [2.296#58] 17 Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra. [2.285#220] 18 Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto. [2.245#95] 19 Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. [2.470#176] |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe kanto |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|