Teny iditra kapa tokana
Singan-teny kapa ; tokana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (kapatokana) a mode of playing diamanga [1.2]
Mpanahaka  diamanga
Fitanisam-boky Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28