| Teny iditra | 1 karainkona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Toetran' ny zavatra mihorona sy mikainkona, na mivonkina sady mikentrona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Contraction ou crispation des feuilles ou des peaux sèches, crispation de la peau qui est tendue, raidie, gercée par la gale ou par une éruption cutanée.
[1.3#311] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|