|
|
|
|

Teny iditra 1  mikarainkona
Fototeny  2 karainkona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihorona sy mikainkona: Mikarainkona ny volondoha raha azon' ny afo [1.1]
Mpanahaka  8  Mikainkona, 9  miketrona, 10  mionkina, 11  mivonkina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22