|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakarainkona
Fototeny  2  karainkona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mampivonkina na mampiketrona tampoka: Manakarainkona ny hozatra ny hatsiaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  mampikarainkona, manakainkona, mampionkina, mampivonkina

Teny iditra (2/2)10  manakarainkòna
Fototeny  11  karainkona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarainkona
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  16  manakarainkona, manakarainkòna, manakarainkona, manakarainkòna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20